« Iles éparses » teo amin’ny Antenimieram-pirenena
FAMELABELARANA nataon’Andriamatoa Joel Harison Marie René – Filohan’ny CRAM, na Cercle de Réflexion pour l’Avenir de Madagascar, nanoloana ireo Solombavam-bahoakan’i Madagasikara nandritra ny « séance pleinière » ny 18 Desambra 2015 tao amin’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza. « Faly miarahaba anao Andriamatoa Filohan’ny Antenimieram-pirenena sy ianareo Mpikambanana amin’ny Birao maharitry ny Antenimieram-pirenena ary ianareo Solombavam-bahoakan’i Madagasikara […]